<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 23:13 | And the meat offering thereof shall be two tenth deals of fine flour mingled with oil, an offering made by fire unto the |
Ary ny fanatitra hohanina momba azy dia koba tsara toto roa ampahafolon' ny efaha voaharo diloilo hatao fanatitra atao amin' ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah; ary ny fanatitra aidina momba azy dia divay ampahefatry ny hina. | Ny fanatitra hampombaina an' io, dia lafarina tsara indrindra roa ampahafolon' ny efah voadity tamin' ny diloilo, ho fanatitra atao amin' ny afo ho hanitra ankasitrahan' ny Tompo; ary ny fanatitra araraka dia divay ampahefatry ny hina. | L' oblation en sera ce jour-là de deux dixièmes de fleur de farine pétrie à l' huile, mets consumé pour |