<-
->

Lev 22:9 They shall therefore keep mine ordinance, lest they bear sin for it, and die therefore, if they profane it: I the Lord do sanctify them. Ary aoka hitandrina izay nasaiko tandremana izy, fandrao ho meloka noho izany izy ka ho fatin' ny nanamavoany azy: Izaho Jehovah no manamasina azy. Hitandrina ny didiko izy ireo, sao hahazo ota ny amin' izany, na ho fatin' ny fanamavoana ny zava-masina. Izaho no Iaveh manamasina azy. Qu' ils gardent mes observances et ne se chargent pas d' un péché : ils mourraient en les profanant, c' est moi Yahvé qui les ai sanctifiées.