<-
->

Lev 22:29 And when ye will offer a sacrifice of thanksgiving unto the Lord, offer it at your own will. Ary raha mamono zavatra hatao fanati-pisaorana ho an' i Jehovah ianareo, dia amin' izay hankasitrahana anareo no hamonoanareo azy. Raha manatitra sorom-pisaorana amin' ny Tompo hianareo, dia atolory araka izay ankasitrahana azy. Si vous faites à Yahvé un sacrifice avec louange, faites-le de manière à être agréés :