<-
->

Lev 15:30 And the priest shall offer the one for a sin offering, and the other for a burnt offering; and the priest shall make an atonement for her before the Lord for the issue of her uncleanness. Dia haterin' ny mpisorona ny anankiray hatao fanatitra noho ny ota ary ny anankiray hatao fanatitra odorana; dia hanao fanavotana ho an-dravehivavy eo anatrehan' i Jehovah ny mpisorona noho ny faharariany izay nahaloto azy. Dia hatolotry ny mpisorona ireo: ny iray hatao sorona noho ny ota, ny iray hatao sorona dorana, ary ny mpisorona hanao ny fanonerana ho azy, eo anatrehan' ny Tompo, noho ny fitsihany izay nahaloto azy. De l' un le prêtre fera un sacrifice pour le péché et de l' autre un holocauste. Le prêtre fera ainsi sur elle, devant Yahvé, le rite d' expiation de son écoulement qui la rendait impure.