<-
->

Lev 1:9 But his inwards and his legs shall he wash in water: and the priest shall burn all on the altar, to be a burnt sacrifice, an offering made by fire, of a sweet savour unto the Lord. fa ny taovany, sy ny tongony kosa hosasany amin' ny rano; dia hodoran' ny mpisorona ho fofona izy rehetra eo ambonin' ny alitara; fanatitra dorana izany, dia fanatitra atao amin' ny afo ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah. Sasana amin' ny rano ny tsinainy aman-tongony, dia indray doran' ny mpisorona hanetona eo ambony otely avokoa izy rehetra. Sorona dorana izany, dia sorona atao amin' ny afo ho hanitra ankasitrahan' ny Tompo. L' homme lavera dans l' eau les entrailles et les pattes et le prêtre fera fumer le tout à l' autel. Cet holocauste sera un mets consumé en parfum d' apaisement pour Yahvé.