<-
->

Job / Jb 42:10 And the Lord turned the captivity of Job, when he prayed for his friends: also the Lord gave Job twice as much as he had before. Ary Jehovah nampody ny fiadanan' i Joba, raha nivavaka ho an' ny sakaizany izy, ka dia nanome azy indroa toraka izay nananany fahiny Izy. Raha mbola nivavaka ho an' ireo sakaizany Joba, Iaveh kosa namerina an' i Joba amin' ny toetrany voalohany, ary naveriny indroa heny tamin' i Joba ny fananay rehetra. Et Yahvé restaura la situation de Job, tandis qu' il intercédait pour ses amis; et même Yahvé accrut au double tous les biens de Job.