<-
->

Job / Jb 34:36 My desire is that Job may be tried unto the end because of his answers for wicked men. Enga anie ka hizahan-toetra mandrakariva Joba noho ny famaliana ataony araka ny fanaon' ny ratsy fanahy! Koa aoka hozoim-pitsapana hatramin' ny farany Joba, satria toy ny an' ny tsy mivavaka ny famaliny! Veuille donc l' examiner à fond, pour ses réponses dignes de celles des méchants.