<- -> |
[King James Bible] Book of Job |
[Baiboly 1865] Joba |
[Baiboly Katolika] Joba |
[Bible de Jérusalem] Livre de Job |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Job / Jb 2:3 | And the |
Dia hoy Jehovah tamin' i Satana: Efa nandinika an' i Joba mpanompoko va ianao? Fa tsy misy tahaka azy eny ambonin' ny tany, fa olona marina sy mahitsy izy sady matahotra an' Andriamanitra ka mifady ny ratsy? Ary mbola mitana mafy ny fahamarinany ihany izy, na dia nanesika Ahy hamongotra azy foana aza ianao. | Dia hoy Iaveh tamin' i Satana: Efa nandinika an' i Joba mpanompoko va hianao? Tsy misy olona toa azy eny ambonin' ny tany, marina, mahitsy, matahotra an' Andriamanitra ary mifady ny ratsy. Maharitra mandrakariva amin' ny fahamarinana izy, na dia notaominao hamery azy tsy ahoan-tsy ahoana aza aho. | Et |