<-
->

Eks 9:8 And the Lord said unto Moses and unto Aaron, Take to you handfuls of ashes of the furnace, and let Moses sprinkle it toward the heaven in the sight of Pharaoh. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy sy Arona: Mangalà lavenona amin' ny tananao ao amin' ny lafaoro lehibe, ary aoka hatopin' i Mosesy miakatra manandrify ny lanitra eo imason' i Farao izany. Dia hoy Iaveh tamin' i Moizy sy Aarona: Mandraofa hianareo lavenona eran' ny tànanareo, eo amin' ny lafaoro lehibe, dia hataon' i Moizy savoan-danitra eo imason' i Faraona izany, Yahvé dit à Moïse et à Aaron : " Prenez plein vos mains de suie de fourneau et que Moïse la lance en l' air, sous les yeux de Pharaon.