<-
->

Eks 8:4 And the frogs shall come up both on thee, and upon thy people, and upon all thy servants. Ary Farao dia nampaka an' i Mosesy sy Arona ka nanao hoe: Mangataha amin' i Jehovah hampialany ny sahona amiko sy amin' ny vahoakako; dia halefako ny olona mba hamono any zavatra hatao fanatitra ho an' i Jehovah. Ary Faraona nampaka an' i Moizy sy Aarona nilazany hoe: Mangataha amin' ny Tompo mba hanesorany ny sahona amiko sy amin' ny vahoakako, fa halefako handeha ny vahoaka, hanolorany sorona amin' ny Tompo. Pharaon appela Moïse et Aaron et dit : " Priez Yahvé de détourner les grenouilles de moi et de mon peuple, et je m' engage à laisser partir le peuple pour qu' il sacrifie à Yahvé. "