<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 8:25 | And |
Ary hoy Mosesy: Indro, izaho hiala eto aminao ka hangataka amin' i Jehovah mba hialan' ny lalitra amin' i Farao sy ny mpanompony ary ny vahoakany rahampitso; fa aoka kosa tsy hamitaka intsony Farao ka tsy handefa ny olona hamono zavatra hatao fanatitra ho an i' Jehovah. | Ary hoy Moizy: Indro hivoaka ato aminao aho, dia hangataka amin' ny Tompo, ka rahampitso ny lalibe dia hiala amin' i Faraona sy ny mpanompony ary ny vahoakany. Fa aoka kosa Faraona tsy hamitaka intsony, ka tsy hamela ny vahoaka handeha hanolotra sorona amin' ny Tompo. |