<-
->

Eks 7:19 And the Lord spake unto Moses, Say unto Aaron, Take thy rod, and stretch out thine hand upon the waters of Egypt, upon their streams, upon their rivers, and upon their ponds, and upon all their pools of water, that they may become blood; and that there may be blood throughout all the land of Egypt, both in vessels of wood, and in vessels of stone. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Lazao amin' i Arona hoe: Raiso ny tehinao, ka ahinjiro ambonin' ny ranon' i Egypta ny tananao, dia ambonin' ny sampan-dranony sy ambonin' ny lahin-dranony, sy ambonin' ny heniheniny, ary ambonin' ny kamoriny rehetra, mba ho tonga rà ireny; ary hisy rà eran' ny tany Egypta rehetra, na amin' ny fitoeran-drano hazo na amin' ny fitoeran-drano vato. Hoy Iaveh tamin' i Moizy: Lazao amin' i Aarona hoe: Raiso ny tehinao ary ahinjiro eo ambonin' ny ranon' i Ejipta ny tànanao, dia amin' ny reniranony, amin' ny lakan-dranony, amin' ny dobo aman-kamoriny rehetra. Hanjary rà ireny ka hisy rà amin' ny tany Ejipta manontolo, na amin' ny fasian-drano hazo, na amin' ny fasian-drano vato. Yahvé dit à Moïse : " Dis à Aaron : Prends ton bâton et étends la main sur les eaux d'Égypte - sur ses fleuves et sur ses canaux, sur ses marais et sur tous ses réservoirs d' eau - et elles se changeront en sang, et tout le pays d'Égypte sera plein de sang, même les arbres et les pierres. "