<-
->

Eks 6:7 And I will take you to me for a people, and I will be to you a God: and ye shall know that I am the Lord your God, which bringeth you out from under the burdens of the Egyptians. Dia halaiko ho Ahy ianareo ho oloko, ary ho Andriamanitrareo Aho; dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, Izay mitondra anareo mivoaka ho afaka amin' ny fanompoana mafy ampanaovin' ny Egyptiana anareo. Halaiko ho vahoakako hianareo, ka ho Andriamanitrareo aho, izay manafaka anareo amin' ny fanompoana ny Ejipsiana. Je vous prendrai pour mon peuple et je serai votre Dieu. Et vous saurez que je suis Yahvé, votre Dieu, qui vous aura soustraits aux corvées des Égyptiens.