<-
->

Eks 6:26 These are that Aaron and Moses, to whom the Lord said, Bring out the children of Israel from the land of Egypt according to their armies. Ireo no Arona sy Mosesy, izay nilazan' i Jehovah hoe: Ento ny Zanak' Isiraely hivoaka avy any amin' ny tany Egypta araka ny antokony. Ireo no ilay Aarona sy ilay Moizy, izay nilazan' ny Tompo hoe: Ento mivoaka hiala amin' ny tany Ejipta ny zanak' Isarely, araka ny antokony avy. Ce sont eux, Aaron et Moïse, à qui Yahvé avait dit : " Faites sortir les Israélites du pays d'Égypte, selon leurs armées. "