<-
->

Eks 4:11 And the Lord said unto him, Who hath made man' s mouth? or who maketh the dumb, or deaf, or the seeing, or the blind? have not I the Lord? Ary hoy Jehovah taminy; Iza moa no nanao ny vavan' ny olona? ary iza no mampahamoana, na mampaharenina, na mampahiratra, na mampahajamba? tsy Izaho Jehovah va Fa hoy Iaveh taminy: Iza moa no nanao ny vavan' ny olombelona, ary zovy no mahatonga azy ho moana na marenina, mahiratra na jamba? tsy izaho Iaveh va? Yahvé lui dit : " Qui a doté l' homme d' une bouche ? Qui rend muet ou sourd, clairvoyant ou aveugle ? N' est-ce pas moi, Yahvé ?