<-
->

Eks 39:6 And they wrought onyx stones inclosed in ouches of gold, graven, as signets are graven, with the names of the children of Israel. Ary ny vato beryla nasiany randram-bolamena manodidina, ary dia nosoratany, tahaka ny fanoratana fanombohan-kase, araka ny anaran' ny firenen' ny Zanak' Isiraely. Namboarina ny vato berila nalatsaka tamin' ny randram-bolamena, ka nosokirina tamin' ireo toy ny fisokitra fanombohan-kase, ny anaran' ny zanak' Israely, Ils travaillèrent les pierres de cornaline, serties dans des chatons d' or, où furent gravés en gravure de sceau les noms des Israélites.