<-
->

Eks 39:43 And Moses did look upon all the work, and, behold, they had done it as the Lord had commanded, even so had they done it: and Moses blessed them. Ary nizaha ny asa rehetra Mosesy, ka, indro, efa nataony araka izay nandidian' i Jehovah; dia nisaotra azy Mosesy. Nodinihin' i Moizy ny zava-nataony rehetra, ka hitany fa tanterany tokoa, vitany araka ny nandidian' ny Tompo. Ka dia nitso-drano azy ireo Moizy. Moïse vit tout l' ouvrage : ils l' avaient fait comme Yahvé l' avait ordonné. Et Moïse les bénit.