<-
->

Eks 39:29 And a girdle of fine twined linen, and blue, and purple, and scarlet, of needlework; as the Lord commanded Moses. Ary ny fehin-kibo nataony rongony fotsy madinika voahasina sy manga sy volomparasy ary mena, asan' ny mahay tenona samy hafa soratra, dia araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. ary fehin-kibo rongony mihasina, natao tamin' ny jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, tenon-damasy, araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. les ceintures brochées de fin lin retors, de pourpre violette et écarlate et de cramoisi, comme Yahvé l' avait ordonné à Moïse.