<-
->

Eks 39:14 And the stones were according to the names of the children of Israel, twelve, according to their names, like the engravings of a signet, every one with his name, according to the twelve tribes. Ary ny vato dia nalahatra araka ny anaran' ny firenen' ny Zanak' Isiraely, dia roa ambin' ny folo araka ny anarany; ary nisy soratra toy ny amin' ny fanombohan-kase ho an' ny firenena roa ambin' ny folo araka ny anarany avy. Nifanerana tamin' ny anaran' ny zanak' Israely ny isan' izy ireo, fa nisy roa ambin' ny folo, toraky ny anaran' ireo, voasikotra toy ny amin' ny fanombohan-kase izy, ka samy nisy anarana iray avy tamin' ny foko roa ambin' ny folo. Les pierres étaient aux noms des Israélites, elles étaient douze, selon leurs noms, gravées comme des sceaux, chacune au nom de l' une des douze tribus.