<-
->

Eks 33:19 And he said, I will make all my goodness pass before thee, and I will proclaim the name of the Lord before thee; and will be gracious to whom I will be gracious, and will shew mercy on whom I will shew mercy. Fa hoy kosa Jehovah: Izaho hampandalo ny fahatsarako rehetra eo anatrehanao ka hanonona ny anaran' i Jehovah eo anatrehanao; fa hiantra izay hiantrako Aho, ary hamindra fo amin' izay hamindrako fo. Hampandaloviko eo anatrehanao ny hatsaram-poko rehetra; ary hotononiko eo anatrehanao ny anaran' ny Tompo; fa mankasitraka izay ankasitrahako aho ary mamindra fo amin' izay amindrako fo. Et il dit : " Je ferai passer devant toi toute ma beauté et je prononcerai devant toi le nom de Yahvé. Je fais grâce à qui je fais grâce et j' ai pitié de qui j' ai pitié. "