<-
->

Eks 32:20 And he took the calf which they had made, and burnt it in the fire, and ground it to powder, and strawed it upon the water, and made the children of Israel drink of it. Dia nalainy ilay ombilahy kely izay efa nataon' ny olona ka nodorany tamin' ny afo, ary notorotoroiny ho vovoka, dia nafafiny tambonin' ny rano ka nampisotroiny ny Zanak' Isiraely. Ary nalainy ilay zanak' omby nataon' izy ireo, nodorany tamin' ny afo, notorotoroiny hanjary vovony, ary nafafiny tao anaty rano ny vovony, ka nampisotroiny ny zanak' Israely. Il prit le veau qu' ils avaient fabriqué, le brûla au feu, le moulut en poudre fine, et en saupoudra la surface de l' eau qu' il fit boire aux Israélites.