<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 32:11 | And |
Fa Mosesy nifona tamin' i Jehovah Andriamaniny ka nanao hoe: Jehovah ô, nahoana ny fahatezeranao no mirehitra amin' ny olonao, izay nentinao nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta tamin' ny hery lehibe sy ny tanana mahery? | Nifona tamin' ny Tompo Andriamaniny anefa Moizy ka nanao hoe: Nahoana ny fahatezeranao, Iaveh ô, no dia hirehitra amin' ny vahoakanao, izay navoakanao avy any amin' ny tany Ejipta, tamim-pahefana lehibe aman-tànana mahery? |