<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 27:21 | In the tabernacle of the congregation without the vail, which is before the testimony, |
Ao anatin' ny trano lay fihaonana, dia eo ivelan' ny efitra lamba izay manakona ny Vavolombelona, no handaharan' i Arona sy ny zanany azy ho eo anatrehan' i Jehovah hatramin' ny hariva ka hatramin' ny maraina; ho lalàna mandrakizay amin' ny Zanak' Isiraely izany hatramin' ny taranany fara mandimby, | Ao an-trano lay fihaonana, ivelan' ny efitra lamba anoloan' ny vavolombelona, no hanamboaran' i Aarona sy ny zanany azy, hirehetany eo anatrehan' ny Tompo hatramin' ny hariva ka hatramin' ny maraina. Lalàna mandrakizay izany ho an' ny zanak' Israely, hatramin' ny taranaka mifandimby. |