<-
->

Eks 25:2 Speak unto the children of Israel, that they bring me an offering: of every man that giveth it willingly with his heart ye shall take my offering. Mitenena amin' ny Zanak' Isiraely mba hitondra fanatitra ho Ahy izy; dia avy amin' ny olona rehetra izay amporisihin' ny fony no handraisanareo ny fanatitra ho Ahy. Ilazao ny zanak' Israely mba hanokan-javatra hafoy ho ahy, ka horaisinareo amin' izay olona rehetra mahafoy an-tsitra-po malalaka ny zavatra homeny ho ahy. " Dis aux Israélites de prélever pour moi une contribution. Vous prendrez la contribution de tous ceux que leur coeur incite.