<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 20:11 | For in six days the |
Fa henemana no nanaovan' i Jehovah ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina mbamin' izay rehetra ao aminy, dia nitsahatra Izy tamin' ny andro fahafito; izany no nitahian' i Jehovah ny andro Sabata sy nanamasinany azy. | Satria ny andro enina no nanaovan' ny Tompo ny lanitra, ny tany, ny ranomasina, mbamin' izay rehetra ao aminy, fa ny andro fahafito dia nitsaharany, ka izany no nanasoavan' ny Tompo ny andro Sabata sy nanamasinany azy. | Car en six jours |