<-
->

Eks 19:3 And Moses went up unto God, and the Lord called unto him out of the mountain, saying, Thus shalt thou say to the house of Jacob, and tell the children of Israel; Ary Mosesy niakatra ho ao amin' Andriamanitra, dia niantso azy Jehovah tao an-tendrombohitra ka nanao hoe: Izao no holazainao amin' ny taranak' i Jakoba sy hambaranao amin' ny Zanak' Isiraely: Niakatra ho ao amin' Andriamanitra Moizy, dia nantsoin' ny Tompo tao an-tampon-tendrombohitra izy, ka nilazany hoe: Izao no holazainao amin' ny taranak' i Jakoba sy hambaranao amin' ny zanak' Israely: Moïse alors monta vers Dieu. Yahvé l' appela de la montagne et lui dit : " Tu parleras ainsi à la maison de Jacob, tu déclareras aux Israélites :