<-
->

Eks 19:21 And the Lord said unto Moses, Go down, charge the people, lest they break through unto the Lord to gaze, and many of them perish. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Midìna, ka pepero ny olona, fandrao hisisika hankao amin' i Jehovah izy mba hijery ka hahafatesana maro. Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Midìna ka rarao mafy ny vahoaka tsy hihoatra ny faritra hankaty amin' ny Tompo mba hijery, fandrao hahafatesana maro izy. Yahvé dit à Moïse : " Descends et avertis le peuple de ne pas franchir les limites pour venir voir Yahvé, car beaucoup d' entre eux périraient.