<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 16:23 | And he said unto them, This is that which the |
Ary hoy Mosesy taminy: Izao no lazain' i Jehovah: Rahampitso dia tena andro fitsaharana masina ho an' i Jehovah; koa manendasa izay hendasinareo, ary mahandroa izay handrahoinareo, ary izay sisa rehetra dia avelao ho anareo, hotehirizina ho tra-maraina. | Izany no nasain' ny Tompo hatao, andro fitsaharana rahampitso, andro sabata, voatokana ho an' ny Tompo; ka endaso amin' ny lafaoro izay hendasinareo, andrahoy izay handrahoinareo, ary tahirizo ny sisa rehetra, avelao ho ampitso maraina. | Il leur dit : " Voici ce qu' a dit |