<-
->

Eks 14:5 And it was told the king of Egypt that the people fled: and the heart of Pharaoh and of his servants was turned against the people, and they said, Why have we done this, that we have let Israel go from serving us? Ary nisy nanambara tamin' ny mpanjakan' i Egypta fa efa nandositra ny olona, dia niova ny fon' i Farao sy ny mpanompony ny amin' ny olona, ka hoy izy: Inona izao nataontsika izao, no nandefa ny Isiraely hiala tamin' ny fanompoany antsika isika? Nilazana ny mpanjakan' i Ejipta fa hoe: lasa nandositra ny vahoaka. Tamin' izay dia voaova ny fon' i Faraona sy ny mpanompony, ny amin' ny vahoaka, fa hoy izy ireo: Naninona ity isika no nandefa an' Israely handeha, ka namoy ny fanompoany antsika? Lorsqu' on annonça au roi d'Égypte que le peuple avait fui, le coeur de Pharaon et de ses serviteurs changea à l'égard du peuple. Ils dirent : " Qu' avons-nous fait là, de laisser Israël quitter notre service !"