<-
->

Eks 13:16 And it shall be for a token upon thine hand, and for frontlets between thine eyes: for by strength of hand the Lord brought us forth out of Egypt. Ary ho famantarana eo amin' ny tananao sy ho fehy eo ambonin' ny handrinao izany; fa tanana mahery no nitondran' i Jehovah antsika nivoaka avy tany Egypta. Ho toy ny famantarana mipetaka amin' ny tànanao izany sy ho toy ny fehin-kandrina eo anelanelan' ny masonao, fa tamin' ny herin' ny tànany no namoahan' ny Tompo antsika tany Ejipta. Ce sera pour toi un signe sur ta main, un bandeau sur ton front, car c' est par la force de sa main que Yahvé nous a fait sortir d'Égypte.