<-
->

Eks 12:43 And the Lord said unto Moses and Aaron, This is the ordinance of the passover: There shall no stranger eat thereof: Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy sy Arona: Izao no lalàn' ny Paska: Tsy hisy olona hafa firenena hihinana azy. Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy sy Aarona: Izao no didy momba ny Paka: Ny olon-kafa firenena tsy hisy hihinana azy. Yahvé dit à Moïse et à Aaron : " Voici le rituel de la pâque : aucun étranger n' en mangera.