<-
->

Eks 12:21 Then Moses called for all the elders of Israel, and said unto them, Draw out and take you a lamb according to your families, and kill the passover. Dia nampanalain' i Mosesy ny loholon' ny Isiraely rehetra, ka hoy izy taminy: Mandehana ianareo ka makà ondry ho anareo araka ny fokom-pirenenareo avy, ka vonoy ny Paska. Dia novorin' i Moizy ny loholona rehetra amin' Israely, ka nilazany hoe: Mifidiana sy makà zanak' ondry iray ho an' ny fianakavianareo, ka vonoy ny Paka. Moïse convoqua tous les anciens d' Israël et leur dit : " Allez vous procurer du petit bétail pour vos familles et immolez la pâque.