<-
->

Eks 12:14 And this day shall be unto you for a memorial; and ye shall keep it a feast to the Lord throughout your generations; ye shall keep it a feast by an ordinance for ever. Ary izany andro izany dia ho fahatsiarovana ho anareo ka hotandremanareo ho andro firavoravoana ho an' i Jehovah; hatramin' ny taranakareo fara mandimby no hitandremanareo izany ho andro firavoravoana, ho lalana mandrakizay. Hataonareo tsy very tadidy izany andro izany, fa hankalazainareo amin' ny fety hiderana an' ny Tompo, hankalazainareo amin' ny taranakareo mifandimby, ho zavatra nalahatra haharitra mandrakizay. Ce jour-là, vous en ferez mémoire et vous le fêterez comme une fête pour Yahvé, dans vos générations vous la fêterez, c' est un décret perpétuel.