<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 11:7 | But against any of the children of |
Kanefa tsy hisy na dia alika aza hanetsika ny lela ny amin' ny Zanak' Isiraely rehetra, na amin' ny olona, na amin' ny biby, mba ho fantatrareo ny tsi-fampitovian' i Jehovah ny Egyptiana sy ny Isiraely. | Fa eo amin' ny zanak' Israely rehetra kosa, tsy mba hisy hanetsika ny lelany, na olona na biby, na dia alika iray aza, mba hahafantaranao izay mahasamihafa ny iheveran' ny Tompo an' i Ejipta sy an' Israely. | Mais chez tous les |