<-
->

Eks 11:3 And the Lord gave the people favour in the sight of the Egyptians. Moreover the man Moses was very great in the land of Egypt, in the sight of Pharaoh' s servants, and in the sight of the people. Dia nataon' i Jehovah nahita fitia teo imason' ny Egyptiana ny olona. Ary Mosesy dia lehilahy malaza indrindra teo amin' ny tany Egypta, dia teo imason' ny mpanompon' i Farao sy teo imason' ny vahoaka. Dia nataon' ny Tompo nahita fitia teo imason' ny Ejipsiana ny vahoaka; ary Moizy aza dia tonga nanan-kaja indrindra tany an-tany Ejipta, na tamin' ny mpanompon' i Faraona na tamin' ny vahoaka. Yahvé fit que le peuple trouvât grâce aux yeux des Égyptiens. Moïse lui-même était un très grand personnage au pays d'Égypte, aux yeux des serviteurs de Pharaon et aux yeux du peuple.