<-
->

Eks 11:10 And Moses and Aaron did all these wonders before Pharaoh: and the Lord hardened Pharaoh' s heart, so that he would not let the children of Israel go out of his land. Ary Mosesy sy Arona nanao ireo fahagagana rehetra ireo teo amin' i Farao; nefa Jehovah nanamafy ny fon' i Farao, ka tsy nandefa ny Zanak' Isiraely hiala tamin' ny taniny izy. Nanao ireo fahagagana rehetra ireo teo anatrehan' i Faraona Moizy sy Aarona ary nohamafisin' ny Tompo ny fon' i Faraona, ka tsy navelany hiala amin' ny taniny ny zanak' Israely. Moïse et Aaron accomplirent tous ces prodiges devant Pharaon ; mais Yahvé endurcit le coeur de Pharaon et il ne laissa pas les Israélites partir de son pays.