<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 10:19 | And the |
Ary Jehovah nahatonga rivotra mahery indrindra avy andrefana kosa, izay nitondra ny valala ka namarina azy tao amin' ny Ranomasina Mena; dia tsy nisy sisa intsony ny valala eran' ny tany Egypta rehetra, na dia iray akory aza. | ka rivotra avy any andrefana kosa indray no nampifofofofoin' ny Tompo mafy ka nipaoka ny valala, sy namarina azy amin' ny ranomasina Mena; ary tsy nisy tafajanona ny valala, na dia tapikany iray aza, tany Ejipta tontolo. |