<-
->

Eks 1:7 And the children of Israel were fruitful, and increased abundantly, and multiplied, and waxed exceeding mighty; and the land was filled with them. Ary ny Zanak' Isiraely niteraka ka nitombo betsaka sy nihamaro ary nihahery dia nihahery indrindra, ka dia henika azy ny tany. Maro anaka sy nitombo fatratra ny zanak' Israely, ka tonga maro be sy nahery tokoa ary nanenika ny tany. Les Israélites furent féconds et se multiplièrent, ils devinrent de plus en plus nombreux et puissants, au point que le pays en fut rempli.