<-
->

Est 9:32 And the decree of Esther confirmed these matters of Purim; and it was written in the book. Ary ny tenin' i Estera dia nanamafy izany teny milaza ny Porima izany; ary voasoratra tao amin' ny boky izany. Ka dia nandraikitra ny fitandremana ny Porima ny didin' i Estera ary nosoratana tamin' ny boky izany. Ainsi l' ordonnance d' Esther fixa la loi des Purim et elle fut écrite dans un livre.