<-
->

Est 8:2 And the king took off his ring, which he had taken from Haman, and gave it unto Mordecai. And Esther set Mordecai over the house of Haman. Ary nesorin' ny mpanjaka ny peratra fanombohany, izay efa nalainy tamin' i Hamana, ka nomeny an' i Mordekay. Ary Mordekay dia notendren' i Estera hanapaka ny tranon' i Hamana. Koa nesorin' ny mpanjaka ny peratra izay efa nalainy tamin' i Amanà, dia nomeny an' i Mardokea, ary Estera nanendry an' i Mardokea hanapaka ny tranon' i Amanà. Le roi avait repris son anneau à Aman; il l'ôta de son doigt pour le donner à Mardochée, à qui, de son côté, Esther confia la gestion de la maison d' Aman.