<-
->

Est 2:17 And the king loved Esther above all the women, and she obtained grace and favour in his sight more than all the virgins; so that he set the royal crown upon her head, and made her queen instead of Vashti. Ary tian' ny mpanjaka mihoatra noho ny vehivavy rehetra Estera, ka nahita fitia sy sitraka teo imasony mihoatra noho ny virijina rehetra izy, ka dia nosatrohany ny satro-boninahitry ny fanjakana izy ka nampanjakainy hisolo an' i Vasty. Ary Estera no tian' ny mpanjaka indrindra tamin' ny vehivavy rehetra, ka nahita fitia aman-tsitraka taminy mihoatra noho ny zazavavy hafa rehetra. Nosatrohany ny diademam-panjakana ny lohany, sady nataony mpanjakavavy hisolo an' i Vastì. et le roi la préféra à toutes les autres femmes, elle trouva devant lui faveur et grâce plus qu' aucune autre jeune fille. Il posa donc le diadème royal sur sa tête et la choisit pour reine à la place de Vasthi.