<-
->

Est 2:15 Now when the turn of Esther, the daughter of Abihail the uncle of Mordecai, who had taken her for his daughter, was come to go in unto the king, she required nothing but what Hegai the king' s chamberlain, the keeper of the women, appointed. And Esther obtained favour in the sight of all them that looked upon her. Ary rehefa tonga ny anjara-andron' i Estera, zanakavavin' i Abihaila, rahalahin-drain' i Mordekay izay efa nandray azy ho zananivavy, hidirany ao an-tranon' ny mpanjaka, dia tsy nila na inona na inona izy mihoatra noho izay notononin' i Hegay, tsindranolahin' ny mpanjaka, mpitandrina ny vehivavy. Ary Estera nahita fitia teo imason' ny olona rehetra izay nijery azy. Nony tonga ny anjaran' i Estera zanak' i Abihaila, rahalahin-drain' i Mardokea, ilay nanangana azy ho zanaka, handehanany amin' ny mpanjaka, dia tsy mba nila na inona na inona izy, afa-tsy izay natoron' i Egea, eonokan' ny mpanjaka, sy mpitandrina ny vehivavy; nefa izay rehetra nahita an' i Estera nankasitraka azy avokoa. Mais Esther, fille d' Abihayil, lui-même oncle de Mardochée qui l' avait adoptée pour fille, son tour venu de se rendre chez le roi, ne demanda rien d' autre que ce qui lui fut indiqué par l' eunuque royal Hégé, commis à la garde des femmes. Et voici qu' Esther trouva grâce devant tous ceux qui la virent.