<-
->

Jdt 5:5 Dia hoy Akiora, mpifehy ny taranak' i Amona rehetra, namaly azy: Raha sitrakao ny hihaino ahy, tompoko, indro, holazaiko eto imasonao ny marina, ny amin' ireo vahoaka monina amin' ny tendrombohitra ireo, ary tsy hisy diso na dia iray aza ny teny haloaky ny vavako. Achior, chef de tous les Ammonites, lui répondit : "Que Monseigneur écoute, je t' en prie, les paroles prononcées par ton serviteur. Je vais te dire la vérité sur ce peuple de montagnards qui demeure tout près de toi. De la bouche de ton serviteur aucun mensonge ne sortira.