<-
->

2Tt / 2Tan 16:2 Then Asa brought out silver and gold out of the treasures of the house of the Lord and of the king' s house, and sent to Benhadad king of Syria, that dwelt at Damascus, saying, Ary Asa namoaka volafotsy sy volamena avy tamin' ny rakitry ny tranon' i Jehovah sy ny tranon' ny mpanjaka, dia nampitondra azy tany amin' i Beni-hadada, mpanjakan' i Syria, izay nitoetra tany Damaskosy, ka nanao hoe: Dia namoaka volafotsy sy volamena tao amin' ny rakitry ny tranon' ny Tompo sy ny tranon' ny mpanjaka Asà, ka nandefa iraka ho any amin' i Ben-Hadada, mpanjakan' i Siria, izay nonina tany Damasa, hilaza hoe: Alors Asa puisa de l' or et de l' argent dans les trésors du Temple de Yahvé et du palais royal pour en faire l' envoi à Ben-Hadad, le roi d' Aram, qui résidait à Damas, avec ce message :