<-
->

2Sm / 2Sam 8:6 Then David put garrisons in Syria of Damascus: and the Syrians became servants to David, and brought gifts. And the Lord preserved David whithersoever he went. Ary nametrahan' i Davida miaramila tany Syria momba an' i Damaskosy; dia tonga mpanompon' i Davida ny Syriana ka nandoa hetra. Fa Jehovah nampahery an' i Davida teny amin' izay rehetra nalehany. Nametrahan' i Davida miaramila mponina i Sirian' i Damasa, ka tonga mpanompon' i Davida nanatitra hetra ny Siriana. Nomen' ny Tompo an' i Davida ny fandresena, tany amin' izay rehetra nalehany. Puis David établit des gouverneurs dans l' Aram de Damas, et les Araméens devinrent sujets de David et lui payèrent tribut. Partout où David allait, Yahvé lui donna la victoire.