<-
->

2Sm / 2Sam 12:31 And he brought forth the people that were therein, and put them under saws, and under harrows of iron, and under axes of iron, and made them pass through the brick-kiln: and thus did he unto all the cities of the children of Ammon. So David and all the people returned unto Jerusalem. Ary dia navoakany koa ny olona teo ka nataony teo amin' ny tsofa sy ny fangao-by lehibe ary ny famaky vy, ary nataony tao anatin' ny fandoroam-biriky; toy izany no nataony tamin' ny tanànan' ny taranak' i Amona rehetra. Ary Davida sy ny vahoaka rehetra dia niverina nankany Jerosalema. Ary ny vahoaka hita tao dia navoakany ka napetrany hiasa amin' ny tsofa, sy ny pika vy, mbamin' ny famaky vy, ary nafindrany tamin' ny fanefem-biriky. Nataony toy izany avokoa ny tanànan' ny taranak' i Amona. Dia niverina nankany Jerosalema Davida sy ny vahoaka rehetra. Quant à sa population, il la fit sortir, la mit à manier la scie, les pics ou les haches de fer et l' employa au travail des briques; il agissait de même pour toutes les villes des Ammonites. David et toute l' armée revinrent à Jérusalem.