<-
->

2Sm / 2Sam 10:8 And the children of Ammon came out, and put the battle in array at the entering in of the gate: and the Syrians of Zoba, and of Rehob, and Ishtob, and Maacah, were by themselves in the field. Ary ny taranak' i Amona nivoaka ka nilahatra hiady teo anoloan' ny vavahady; ary ny Syriana avy any Zoba sy Rehoba sy ny olona avy tany Toba ary Maka nitokana teny an-tsaha kosa. Dia nivoaka ny taranak' i Amona, ka nilahatra hiady teo anoloan' ny vavahady; ny Siriana avy any Sobà sy Rohoba mbamin' ny lehilahy avy any Toba sy Maakà kosa nitokana teny an-tsaha. Les Ammonites sortirent et se rangèrent en bataille à l' entrée de la porte, tandis que les Araméens de Çoba et de Rehob et les gens de Tob et de Maaka étaient à part en rase campagne.