<-
->

2Sm / 2Sam 10:6 And when the children of Ammon saw that they stank before David, the children of Ammon sent and hired the Syrians of Bethrehob and the Syrians of Zoba, twenty thousand footmen, and of king Maacah a thousand men, and of Ishtob twelve thousand men. Ary nony hitan' ny taranak' i Amona fa efa mangidy hoditra eo anatrehan' i Davida izy, dia naniraka nanakarama ny Syriana any Beti-rehoba sy ny Syriana any Zoba izy, dia miaramila an-tongotra roa alina, ary tamin' ny mpanjakan' i Maka, olona arivo lahy, ary tamin' ny olona tany Toba, roa arivo sy iray alina. Fantatry ny taranak' i Amona, fa ankahalan' i Davida azy ny nataony ka ny taranak' i Amona dia naniraka olona haka miaramila hokaramainy avy amin' ny Siriana any Beta-Rohoba sy amin' ny Siriana any Sobà, dia miaramila an-tongotra roa alina, ary any amin' ny mpanjakan' i Maakà koa roa arivo lahy, ary any amin' ny olona ao Toba roa arivoa sy iray alin-dahy. Les Ammonites virent bien qu' ils s'étaient rendus odieux à David et ils envoyèrent des messagers pour prendre à leur solde les Araméens de Bet-Rehob et les Araméens de Çoba, vingt mille hommes de pied, le roi de Maaka, mille hommes, et le prince de Tob, douze mille hommes.