<-
->

2Sm / 2Sam 10:19 And when all the kings that were servants to Hadarezer saw that they were smitten before Israel, they made peace with Israel, and served them. So the Syrians feared to help the children of Ammon any more. Ary nony hitan' ny mpanjaka rehetra izay nanoa an' i Hadadezera fa resy teo anoloan' ny Isiraely izy, dia nanao fihavanana tamin' ny Isiraely izy ireo ka nanompo azy. Dia natahotra ny Syriana, ka tsy nety namonjy ny taranak' i Amona intsony. Hitan' ny mpanjaka rehetra fehezin' i Hadarezera fa resy teo anatrehan' Israely izy, ka nanao fanekem-pihavanana tamin' Israely, dia nanompo azy ary tsy sahy namonjy ny taranak' i Amona intsony ny Siriana. Lorsque tous les rois vassaux de Hadadézer virent qu' ils avaient été battus devant Israël, ils firent la paix avec les Israélites et leur furent assujettis. Les Araméens craignirent de porter encore secours aux Ammonites.