<-
->

Gen / Jen 8:20 And Noah builded an altar unto the Lord; and took of every clean beast, and of every clean fowl, and offered burnt offerings on the altar. Ary Noa dia nanorina alitara ho an' i Jehovah; ary ny biby madio rehetra sy ny vorona madio rehetra dia nanalany ka nataony fanatitra odorana teo ambonin' ny alitara. Ary Noe dia nanorina otely ho an' ny Tompo, ka naka tamin' ny biby madio rehetra mbamin' ny vorona madio rehetra, dia nanolotra sorona dorana teo ambony otely. Noé construisit un autel à Yahvé, il prit de tous les animaux purs et de tous les oiseaux purs et offrit des holocaustes sur l' autel.